|
|
|
|

Teny iditra1  Rabary Jean-Joseph
Singan-teny  2 Rabary, 3 Jean, 4 Joseph
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  6 Rabary (1864-1947/02/21)
7 pasteur, professeur et écrivain de vaste culture, avantageusement connu dans l'Ile...
8 Mais c'est surtout comme romancier et historien que le Pasteur Rabary est connu... [1.11]
Voambolana  9  Tantara: olona 10  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  11  Antananarivo zato taona lasa izay
12  Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938
13  Ny Baiboly
14  Ny Fanahy
15  Ny tantaran' ny Martiora malagasy
16  Ny tsy fahatesanan' ny fanahy
17  Rasalimo sy Raketaka
18  Tsy ary volamena avokoa izay rehetra mamiratra
19  1904 Raketaka zandriko
20  1915/07 Lasa nialoha lalana
21  1929 Ny Daty Malaza : na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara
22  1957 Rainandriamampandry : na ilay maritioran' ny tanindrazany tamin' ny taona 1896

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20